Deotoronomia 18:22 MG1865

22 Raha miteny amin'ny anaran'i Jehovah ny mpaminany, ka tsy efa ny zavatra, na tsy tanteraka, dia teny izay tsy nolazain'i Jehovah izany: tamin'ny fahasahisahiana no nilazan'ny mpaminany izany, koa aza matahotra azy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 18

Jereo Deotoronomia 18:22 amin'ny teny manodidina.