3 Ary izao no ho anjaran'ny mpisorona avy amin'ny olona, dia avy amin'izay mamono zavatra hatao fanatitra, na omby, na ondry, na osy: dia homeny ho an'ny mpisorona ny sorony sy ny takolany roa ary ny vavoniny;
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 18
Jereo Deotoronomia 18:3 amin'ny teny manodidina.