Deotoronomia 18:5 MG1865

5 Fa izy sy ny taranany no nofidin'i Jehovah Andriamanitrao tamin'ny firenenao rehetra hitsangana hanao fanompoam-pivavahana mandrakizay amin'ny anaran'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 18

Jereo Deotoronomia 18:5 amin'ny teny manodidina.