Deotoronomia 19:6 MG1865

6 fandrao hanenjika ny nahafaty olona ny mpamaly rà, raha mbola mirehitra ny fony, ka hahatratra azy, noho ny halavitry ny alehany, dia hahafaty azy izy; nefa tsy tokony ho faty izy, satria tsy nankahala ny namany teo aloha.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 19

Jereo Deotoronomia 19:6 amin'ny teny manodidina.