Deotoronomia 2:1 MG1865

1 Dia niverina isika ka nandeha tany an-efitra tamin'ny lalana mankany amin'ny Ranomasina Mena, araka izay nolazain'i Jehovah tamiko; ary nanodidina ny tendrombohitra Seira ela ihany isika.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 2

Jereo Deotoronomia 2:1 amin'ny teny manodidina.