Deotoronomia 2:22 MG1865

22 araka izay nataony koa ho an'ny taranak'i Esao, izay mitoetra any Seira, fa nandringana ny Horita tsy ho eo anoloany Izy, ka dia nandroaka azy ireo ka nonina nisolo azy mandraka androany;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 2

Jereo Deotoronomia 2:22 amin'ny teny manodidina.