Deotoronomia 2:24 MG1865

24 Mitsangàna, miaingà, ka mità ny lohasahan-driaka Arnona ianareo; indro, efa natolotro eo an-tananao Sihona Amorita, mpanjakan'i Hesbona, mbamin'ny taniny. Santaro ny handovanao azy, ka tafiho.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 2

Jereo Deotoronomia 2:24 amin'ny teny manodidina.