Deotoronomia 2:4 MG1865

4 Ary mandidia ny olona hoe: Hianareo efa handeha hamaky ny tanin'ny taranak'i Esao rahalahinareo, izay monina any Seira; dia hatahotra anareo izy; nefa mitandrema tsara ianareo,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 2

Jereo Deotoronomia 2:4 amin'ny teny manodidina.