Deotoronomia 20:13 MG1865

13 Ary rehefa atolotr'i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao izy, dia hovonoinao amin'ny lelan-tsabatra ny lehilahy rehetra ao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 20

Jereo Deotoronomia 20:13 amin'ny teny manodidina.