3 Mihainoa, ry Isiraely ô, fa efa hanafika ny fahavalonareo ianareo anio; koa aza ketraka ny fonareo ary aza matahotra, na mikorapaka foana, na mangorohoro noho ny tahotra azy;
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 20
Jereo Deotoronomia 20:3 amin'ny teny manodidina.