Deotoronomia 21:13 MG1865

13 ary asaovy esoriny koa ny fitafiany tamin'ny nahababo azy, dia aoka hitoetra ao an-tranonao andro iray volana izy hitomany ny ray aman-dreniny; ary rehefa afaka izany, dia vao mahazo mandry aminy ianao ka ho tompom-bady azy, ary ho vadinao izy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 21

Jereo Deotoronomia 21:13 amin'ny teny manodidina.