Deotoronomia 21:15 MG1865

15 Raha misy lehilahy mamporafy, ka ny anankiray tiany, fa ny anankiray kosa tsy tiany, ary samy miteraka zaza aminy izy roa vavy, na ny tiany na ny tsy tiany, ary zanak'ilay tsy tiany no lahimatoa:

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 21

Jereo Deotoronomia 21:15 amin'ny teny manodidina.