Deotoronomia 21:17 MG1865

17 fa ny lahimatoa, zanak'ilay tsy tiany ihany, no hekeny ka homeny anjaran-droa amin'izay rehetra ananany; fa voalohan'ainy izy, ka azy ny fizokiana.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 21

Jereo Deotoronomia 21:17 amin'ny teny manodidina.