Deotoronomia 21:8 MG1865

8 Jehovah ô, mamelà ny heloky ny Isiraely olonao izay navotanao ka aza atao ho heloky ny Isiraely olonao ny rà marina! Dia ho afa-keloka ny amin'izany rà izany izy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 21

Jereo Deotoronomia 21:8 amin'ny teny manodidina.