Deotoronomia 22:17 MG1865

17 ary indro fa efa noharatsiny izy ka nataony hoe: Tsy hitako ny famantarana ny zanakao-vavy ho virijina; kanefa indreto ny famantarana ny zanakao-vavy ho virijina. Dia hamelatra ny lamba eo anatrehan'ny loholona amin'ny tanàna izy mivady.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 22

Jereo Deotoronomia 22:17 amin'ny teny manodidina.