Deotoronomia 22:19 MG1865

19 Dia hosaziny sekely volafotsy zato koa izy, ka homeny ny rain-drazazavavy izany, satria nahafa-baraka ny virijina anankiray tamin'ny Isiraely ralehilahy; nefa dia ho vadiny ihany razazavavy ka tsy azony hisaorana amin'ny andro rehetra hiainany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 22

Jereo Deotoronomia 22:19 amin'ny teny manodidina.