Deotoronomia 22:22 MG1865

22 Raha misy lehilahy azo mandry amim-behivavy vadin'olona, dia samy hatao maty izy roroa, na ralehilahy izay nandry tamin-dravehivavy, na ravehivavy koa; ka dia hofongoranao tsy ho eo amin'ny Isiraely ny fanao ratsy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 22

Jereo Deotoronomia 22:22 amin'ny teny manodidina.