Deotoronomia 23:15 MG1865

15 Fa Jehovah Andriamanitrao mandeha eo afovoan'ny tobinao hamonjy anao sy hanolotra ny fahavalonao eo anoloanao; ka dia ho masina ny tobinao, mba tsy hahita zavatra maloto eo aminao izy ka tsy hiala aminao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 23

Jereo Deotoronomia 23:15 amin'ny teny manodidina.