Deotoronomia 23:2 MG1865

2 Tsy mahazo miditra amin'ny fiangonan'i Jehovah izay torotoro vihina, na izay voatapaka ny filahiany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 23

Jereo Deotoronomia 23:2 amin'ny teny manodidina.