Deotoronomia 23:8 MG1865

8 Aza atao ho fahavetavetana ny Edomita, fa rahalahinao izy, na ny Egyptiana, fa efa mba vahiny tany amin'ny taniny ianao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 23

Jereo Deotoronomia 23:8 amin'ny teny manodidina.