Deotoronomia 24:20 MG1865

20 Raha manintsana ny hazo olivanao ianao, dia aza miverina hitsimpona izay sisa; fa aoka ho an'ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 24

Jereo Deotoronomia 24:20 amin'ny teny manodidina.