5 Raha misy lehilahy vao nampaka-bady, dia tsy handeha hiantafika izy, ary tsy hampanaovina fanompoana akory, fa havela hitoetra ao an-tranony herintaona ka hampifaly ny vadiny izay vao nampakariny.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 24
Jereo Deotoronomia 24:5 amin'ny teny manodidina.