Deotoronomia 25:5 MG1865

5 Raha misy mpirahalahy miara-monina, ary maty momba ny anankiray, dia aoka tsy hanambady vahiny any ivelany ny vadin'ny maty; fa ny rahalahin'ny vadiny ihany no aoka hanambady azy ka hitondra loloha azy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 25

Jereo Deotoronomia 25:5 amin'ny teny manodidina.