Deotoronomia 25:7 MG1865

7 Ary raha tsy sitra-dralehilahy ny hitondra loloha ny vadin-drahalahiny, dia aoka hankeo amin'ny vavahady ho eo amin'ny loholona ravehivavy ka hanao hoe: Ny rahalahin'ny vadiko tsy mety mamelo-maso ny rahalahiny, fa tsy mety mitondra loloha ahy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 25

Jereo Deotoronomia 25:7 amin'ny teny manodidina.