Deotoronomia 26:8 MG1865

8 ary tanana mahery sy sandry nahinjitra sy fampahatahorana lehibe sy famantarana ary fahagagana no nitondran'i Jehovah antsika nivoaka avy tany Egypta,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 26

Jereo Deotoronomia 26:8 amin'ny teny manodidina.