Deotoronomia 27:10 MG1865

10 Koa henoy ny feon'i Jehovah Andriamanitrao, ary araho ny didiny sy ny lalàny, izay andidiako anao anio.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 27

Jereo Deotoronomia 27:10 amin'ny teny manodidina.