Deotoronomia 27:15 MG1865

15 Hozonina ny olona izay manao sarin-javatra voasokitra na sarin-javatra an-idina, izay fahavetavetana eo imason'i Jehovah, asan'ny tanan'ny mahay tao-zavatra, ka mametraka azy ao amin'ny takona. Dia hamaly ny vahoaka rehetra ka hanao hoe: Amena.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 27

Jereo Deotoronomia 27:15 amin'ny teny manodidina.