Deotoronomia 27:19 MG1865

19 Hozonina izay manao fitsarana miangatra amin'ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 27

Jereo Deotoronomia 27:19 amin'ny teny manodidina.