Deotoronomia 28:12 MG1865

12 Hovohan'i Jehovah ho anao ny lanitra, tranony fitehirizan-tsoa, handatsahany ranonorana amin'ny taninao amin'ny fotoany sy hitahiany ny asan'ny tananao rehetra. Ary hampisambotra ny firenena maro ianao, fa ianao kosa tsy hisambotra.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:12 amin'ny teny manodidina.