Deotoronomia 28:15 MG1865

15 Fa raha tsy mihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao ka tsy mitandrina hanaraka ny didiny rehetra sy ny lalàny, izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao sy hahatratra anao izao fanozonana rehetra izao :

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:15 amin'ny teny manodidina.