Deotoronomia 28:18 MG1865

18 Hozonina ny ateraky ny kibonao sy ny vokatry ny taninao ary ny ateraky ny ombinao sy ny ateraky ny ondry aman'osinao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:18 amin'ny teny manodidina.