20 Hampandehanin'i Jehovah aminao ny ozona, dia horohoro sy fampitahorana amin'izay rehetra ataon'ny tananao, mandra-paharinganao sy mandra-pahalaninao faingana noho ny faharatsian'ny nataonao tamin'ny nahafoizanao Ahy.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28
Jereo Deotoronomia 28:20 amin'ny teny manodidina.