22 Ary areti-mahasahozanina sy tazo mahamay sy fahamaizana sy hafanana mangotraka sy andro mihantona sy vary main'ny rivotra na maty fotsy no hamelezan'i Jehovah anao; dia hanenjika anao ireny mandra-pahalany ritranao.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28
Jereo Deotoronomia 28:22 amin'ny teny manodidina.