36 Ho entin'i Jehovah ho any amin'ny firenena izay tsy fantatrao na ny razanao ianao sy ny mpanjakanao, izay hatsanganao hanjaka aminao; any any no hanompoanao andriamani-kafa, dia vato aman-kazo.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28
Jereo Deotoronomia 28:36 amin'ny teny manodidina.