Deotoronomia 28:56 MG1865

56 Ny vehivavy malemilemy sy mihantahanta eo aminao, izay tsy mbola nanandrana nandia tany noho ny fihantahantany sy ny fahalemilemeny, dia ho ratsy fiteny ny vadiny andefimandry sy ny zananilahy ary ny zananivavy

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:56 amin'ny teny manodidina.