Deotoronomia 28:58 MG1865

58 Raha tsy tandremanao ny hanaraka ny teny rehetra amin'ity lalàna ity, izay voasoratra eto amin'ity boky ity, hatahoranao izao anarana efa nankalazaina sady mahatahotra izao hoe: JEHOVAH ANDRIAMANITRAO,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:58 amin'ny teny manodidina.