Deotoronomia 28:8 MG1865

8 Handidy ny fitahiany ho aminao Jehovah amin'ny fitoeram-barinao sy izay rehetra ataon'ny tananao, ka hitahy anao Izy any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:8 amin'ny teny manodidina.