Deotoronomia 29:19 MG1865

19 Ary Jehovah dia tsy hety hamela ny helony, fa hanetroka amin'izany lehilahy izany ny fahatezeran'i Jehovah sy ny fahasaro-piarony, ary hitoetra aminy ny fanozonana rehetra izay voasoratra amin'ity boky ity, ka hovonoin'i Jehovah tsy ho eo ambanin'ny lanitra ny anarany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 29

Jereo Deotoronomia 29:19 amin'ny teny manodidina.