Deotoronomia 29:21 MG1865

21 Ary hiteny ny taranaka any aoriana, dia ny zanakareo izay hitsangana handimby anareo, sy ny vahiny avy amin'ny tany lavitra, raha mahita ny kapoka natao tamin'ity tany ity sy ny faharariana izay nampaharanan'i Jehovah azy

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 29

Jereo Deotoronomia 29:21 amin'ny teny manodidina.