Deotoronomia 3:6 MG1865

6 Dia naringantsika ireny tahaka izay efa nataontsika tamin'i Sihona, mpanjakan'i Hesbona; naringana ny mponina rehetra tamin'ny isan-tanàna mbamin'ny zaza amim-behivavy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 3

Jereo Deotoronomia 3:6 amin'ny teny manodidina.