Deotoronomia 30:10 MG1865

10 raha mihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao, hitandremanao ny didiny sy ny lalàny, izay voasoratra amin'ity bokin'ny lalàna ity, ka miverina amin'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 30

Jereo Deotoronomia 30:10 amin'ny teny manodidina.