Deotoronomia 30:12 MG1865

12 Tsy any an-danitra izany ka hanaovanao hoe: Iza no hiakatra any an-danitra haka azy ho antsika, mba hohenointsika ka harahintsika?

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 30

Jereo Deotoronomia 30:12 amin'ny teny manodidina.