Deotoronomia 30:20 MG1865

20 dia ny ho tia an'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hihaino ny feony sy hifikitra aminy; fa izany no fiainanao sy fahamaroan'ny andronao, mba honenanao eo amin'ny tany izay nianianan'i Jehovah tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba razanao, homena azy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 30

Jereo Deotoronomia 30:20 amin'ny teny manodidina.