Deotoronomia 31:13 MG1865

13 Ary ny zanany koa, izay tsy nahalala, dia handre ka hianatra hatahotra an'i Jehovah Andriamanitrareo amin'ny andro rehetra hiainanareo eo amin'ny tany, izay efa hidiranareo holovana, rehefa tafita an'i Jordana ianareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 31

Jereo Deotoronomia 31:13 amin'ny teny manodidina.