23 Ary Jehovah nandidy an'i Josoa, zanak'i Nona, ka nanao hoe: Mahereza sy matanjaha; fa ianao no hitondra ny Zanak'Isiraely hiditra ao amin'ny tany izay nianianako taminy homena azy, ary homba anao Aho.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 31
Jereo Deotoronomia 31:23 amin'ny teny manodidina.