Deotoronomia 31:29 MG1865

29 Fa fantatro fa rehefa maty aho, dia hanao ratsy tokoa ianareo ka hiala amin'ny lalana izay nasaiko nalehanareo; dia ho tratry ny loza ianareo any am-parany, satria hanao izay ratsy eo imason'i Jehovah ianareo ka hampahatezitra Azy amin'ny asan'ny tananareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 31

Jereo Deotoronomia 31:29 amin'ny teny manodidina.