Deotoronomia 31:4 MG1865

4 Ary Jehovah hanao amin'ireo tahaka ny nataony tamin'i Sihona sy Oga, mpanjakan'ny Amorita, izay naringany, sy tahaka ny nataony tamin'ny taniny.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 31

Jereo Deotoronomia 31:4 amin'ny teny manodidina.