6 Mahereza sy matanjaha; aza matahotra na manahy azy; fa Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Izy.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 31
Jereo Deotoronomia 31:6 amin'ny teny manodidina.