8 Ary Jehovah no mandeha eo alohanao; ary Izy no hiaraka aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Izy; koa aza matahotra na mivadi-po ianao.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 31
Jereo Deotoronomia 31:8 amin'ny teny manodidina.