10 Nahita azy tany an-efitra Izy, Dia tany amin'ny tany foana be nampierona, Ka dia nanodidina sy niahy azy Ary notandremany tahaka ny anakandriamasony.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32
Jereo Deotoronomia 32:10 amin'ny teny manodidina.